Pejy faneva

Juridixia Madagascar Consulting

Orinasa  voafetra amin’ny andraikitra  misehatra amin’ny lafiny telo miavaka ny Juridixia Madagascar Consulting :
– ny toro-hevitra mahakasika ny lalàna ho an’ny olon-tsotra sy ny orinasa
– ny fanampiana amin’ny fananganana orinasa
– ny fampiantranoana adiresy foibe ho an’ny orinasa
Ireto ny teny filamatry ny kabinetra  : fahombiazana – fahaiza-manao sy hakingana
Hatramin’ny niforonany,  nanampy  rafitra nasionaly na teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny kabinetra, orinasa malagasy sy vahiny, ONG, fikambanana sy olon-tsotra
Nofinofin’ny Juridixia ny ho tonga mpitarika eo amin’ny sehatry ny lalàna mahakasika ny fandraharahana ao anatin’ny taona vitsivitsy .

wpChatIcon