Fiombonan’ny mpirahavavy roa manana ny traikefany avy no namoronana ny “Team Il faut que ça claque” ,izay niantomboka tamin’ny voalohan’ny taona 2021 ary misehatra amin’ny fanohanana .
Ny fahaizamanao sy ny fahalalan’izy ireo dia hita taratra ao amin’ny talenta sy ny fomba fitarihan-dalana sy fampaherezana ireo

te handraharaha

mandaharaha ary eo am-panaovana ny dingana hampandrosoana ny orinasany

te hankafy sy hahita fahombiazana amin’ny fitadiavana asa
Tanjon’ny Ekipa ny hiara-miasa amin’ny mpanjifany mba hanamafisana ny fahaizamanaon’izy ireo ary hanampy azy ireo hihamatotra, ny hahita azy ireo hivoatra ka handroso amin’ny tetikasany ary hahatratra ny tanjona kendreny .
Mandray ny fangatahan’ny mpanjifany sy ny mihaino ny filàny izy ireo , ary eo mandrakariva. Vonona hizara, manome toky izy ireo fa hanolotra hatrany vina misy tanjona.