Pejy faneva

DATA SOFT

DATA SOFT na  Data Analysis Training And Software Services  dia orinasa misehatra amin’ny  solosaina izay mifototra amin’ny fanofanana   momba ny fitantanana sy ny fikirakirana ny antontan-kevitra amin’ny solosaina (EXCEL, ACCESS, FICHIERS PLATS, SQL, ORACLES)ka ampiasana ny fitaovana  ETL: POWER PIVOT EXCEL, POWER QUERY ET , POWER BI, TALEND, PENTAHO, CLOVER ETL, SPAGO BI, BIRT, SQL BI) ary ny famoronana  rindrambaiko, rindrambaiko anaty tranokala sy afaka mifindrafindra  araka ny fangatahan’ny orinasa .

wpChatIcon