Pejy faneva

ARCKI

Orinasa misehatra amin’ny maritrano ary manana ny adiresy foibeny any Toamasina ny  ARCKI. Nisehatra nanomboka tamin’ny taona  2018,  manana vina izahay hitondra ny anjara birikinay eo amin’ny fandrosoan’ny firenena amin’ny alalan’ny fanorenana ataonay , ary izahay dia manorina ho an’ny ho avy.  Tanora  mivelatra amin’ny taranja maro no mandrafitra ny ekipanay ary efa mihoatra ny tetikasa 450 samihafa no tanteraka. Ny tolotra omenay dia mifantoka amin’ny fikarohana , ny fanatsarana ny atitrano, sy ny  tetikasa fanorenan-trano .

wpChatIcon