Pejy faneva
VIA CONSEIL

VIA CONSEIL

Ny fidirana ao amin’ny dingana manara-penitra na HSE no fomba tsara indrindra hanatsarana ny fahafahan’ny orinasa mifaninana  sy mba hiavahana amin’ny hafa . VIA CONSEIL Madagascar dia natao hanampy ny orinasa amin’ny famahana ny olan’izy […]

Hamaky ny tohiny
VCP Madagascar

VCP Madagascar

Fahasalamana : Ady anti vectorielle: ady  feno amin’ireo mpitondra tazo sy ny areti-mifindra Bibikely mpanimba: Ady sy fitandremana amin’ny bibikely mpanimba  (Famonoana bibikely, voalavo) Fahadiovana : Fandrarahana fanafody Famokarana : fiompiana tantely , fiompiana landy […]

Hamaky ny tohiny
TOHAN

TOHAN

Finiavana hanome lanja sy hizara ny fahaiza-manao malagasy eo amin’ny sehatra anatiny sy iraisam-pirenena no niteraka ny Tohan. Natsangana tamin’ny 2015, nanomboka tao amin’ny lakoziany ireo mpamorona azy tamin’ny fanaovana ny boatina dite.Nihitatra ny karazana […]

Hamaky ny tohiny
SEKOOLY

SEKOOLY

SEKOOLY  dia sehatra fanabeazana iray natao ho an’ny toeram-panabeazana . Ny tanjonay voalohany? Hanamora sy hanaparitaka ny fanabeazana ampitain-davitra, eran’i Madagasikara. Raha te hahalala bebe kokoa, tsidiho ny tranokalanay  : sekooly.com

Hamaky ny tohiny
Raph and Co

Raph and Co

Raph and Co  dia kabinetra tsy miankina mifototra amin’ny  fampidirana sy fanolorana Injeniera Malagasy eny anivon’ny  sehatry ny matihanina, ny fanohanana nyorinasa amin’ny sehatry ny injenioria amin’ny alalan’ny tolo-kevitra sy ny fanofanana teknika arak’asa  any […]

Hamaky ny tohiny
Openflex

Openflex

Rindrambaiko momba ny fitantanana ERP, afaka ampiasaina sy hapetraka ao amin’ny  Cloud ny Openflex . Openflex dia misy sokajy manome anao ny fomba fiasa ilainao. Amin’ny alalan’ny vohikala tsotra , afaka miasa miaraka ianao sy […]

Hamaky ny tohiny
Ny Manjary

Ny Manjary

Ny orinasa  Ny Manjary, mitrandraka ny marika Manjary, dia miavaka amin’ny famokarana  : –  voankazo, legioma, hanitra nohamainina( didy manify na vovoka, ao anatin’izany ny vovoka baobaba),  ho an’ireo mpanjifa olontsotra na orinasa – tantely […]

Hamaky ny tohiny
Myah Raffia.SARL

Myah Raffia.SARL

Myah Raffia.SARL dia orinasa mpanondrana tao-zavatra Malagasy ary tantanan’ny mpandraharaha andriambavilanitra 22 taona.

Hamaky ny tohiny
Madagascar Delivery

Madagascar Delivery

Orinasa vao mitsangana misehatra amin’ny fanateran’entana  amin’ny bisikileta, môtô ary fiara ho an’ny olontsotra, ny orinasa ary mivarotra eny amin’ny tambazotra serasera izahay .

Hamaky ny tohiny
MADAGASCAR INDUSTRIAL MAINTENANCE

MADAGASCAR INDUSTRIAL MAINTENANCE

MADAGASCAR INDUSTRIAL MAINTENANCE  DIA ORINASA  MPIVAROTRA SY  MISEHATRA AMIN’NY  TOROHEVITRA MATIHANINA AMIN’NY FITAOVANA INDOSTRIALY SY MOMBA NY ANGOVO

Hamaky ny tohiny
MA ENERGY

MA ENERGY

  Ny vina apetrakay dia ny hanangana orinasa hametraka, hitrandraka  ary hanamboatra toby famokarana herinaratra  mandeha amin’ny angovo azo avaozina manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ka ny tolotra sy ny marika dia ho eken’ny mpanjifa tsy […]

Hamaky ny tohiny
Love It Or Not

Love It Or Not

Love It Or Not dia marika fitafiana malagasy natsangan’ny olona iray tia ny lamba wax(lamba landihazo misoratsoratra). Ny marina kokoa , mamorona fitafiana vita amin’ny wax-  mety ho an’ny lahy sy ny vavy ary afaka […]

Hamaky ny tohiny
LOKO

LOKO

Toeram-pisakafoanana sy ara-koltoraly iray izay niainga tamin’ny soatoavina  streetart sy hiphop.  Mizara  telo  izy io : Streetfood – Streetwear – Toerana fandihizana (Hiphop-Afro-Dancehall).

Hamaky ny tohiny
Le Relais Madagascar

Le Relais Madagascar

Nanomboka ny diany ny Le Relais Madagascar tamin’ny volana aprily 2008. Ny tanjony fototra dia ny hampiroborobo ny sehatr’asa ara-toe-karena sy sosialy mba hanomezana asa maharitra ho an’ireo olona voahilika na marefo . Vondrona orinasa […]

Hamaky ny tohiny
Juridixia Madagascar Consulting

Juridixia Madagascar Consulting

Orinasa  voafetra amin’ny andraikitra  misehatra amin’ny lafiny telo miavaka ny Juridixia Madagascar Consulting : – ny toro-hevitra mahakasika ny lalàna ho an’ny olon-tsotra sy ny orinasa – ny fanampiana amin’ny fananganana orinasa – ny fampiantranoana […]

Hamaky ny tohiny
Il faut que ca claque

Il faut que ca claque

 Fiombonan’ny mpirahavavy roa manana ny traikefany avy no namoronana ny  “Team Il faut que ça claque” ,izay niantomboka tamin’ny voalohan’ny taona  2021 ary misehatra amin’ny  fanohanana . Ny fahaizamanao sy ny fahalalan’izy ireo dia hita […]

Hamaky ny tohiny
Great Company

Great Company

FIFANDRAISAN-DAVITRA Fanaraha-maso Famoahana Aterineto haingam-pandeha Serasera miankina amin’ny zanabolana TEKNOLOJIA VAOVAO SY AVO LENTA Tambazotra Teknolojia amin’ny tambazotra Fampandehanana tsy baikoana sy Robotika Fanadihadiana mahakasika ny Teknolojia vaovao TOLOTRA MOMBA NY TAFIKA AN-DRANOMASINA Fiara afaka […]

Hamaky ny tohiny
GRANIT’IX

GRANIT’IX

Vao noforonin’ny mpandaharaha ambavilanitra  tanora iray Ary Malala Stéphanie RAZAFINDRABE ny  GRANIT’IX Andao hamantatra ireo vokatra vita amin’ny granita, ny haingo isan-karazany sy momba ny trano  fa ho variana ianao.

Hamaky ny tohiny
English Speaking Facilitators S.a.r.l

English Speaking Facilitators S.a.r.l

Zavatra atao ivelan’ny ho an’ny sekoly taranjam-pianarana ho an’ny sekoly Fifampiresahana anaty fikambanana Fitsampana fahaizana miteny Fandikan-teny an-tsoratra Famoronam-peo anaty horonan-tsary , fandikan-teny ( ifanatrehana na amin’ny alalan’ny zoom  sns…) Fanofanana mifanaraka amin’ny tinady

Hamaky ny tohiny
DIGITEC S.a.r.l

DIGITEC S.a.r.l

Orinasa misehatra amin’ny fikarohana sy  famoronana ara-tsolosaina sy  amin’ny  elektronika nomerika ny DIGITEC S.a.r.l Mba hanomezana fahafaham-po ny mpanjifany , tolotra telo no omen’ny  DIGITEC : – Ny famoronana rafitra fanaraha-maso nomerika – Ny famoronana  […]

Hamaky ny tohiny
DIGITAL MADA

DIGITAL MADA

DIGITAL MADA  dia mifototra amin’ny sehatry ny famoronana  tranokala sy rindrambaiko mifindrafindra. Ny sehatra voalohany momba ny tontolon’ny nomerika teto an-toerana dia voafaritra ao amin’ity rohy manaraka ity : https://appel-offres-madagascar.mg/ MAZOTOA MITSIDIKA Ô

Hamaky ny tohiny
DATA SOFT

DATA SOFT

DATA SOFT na  Data Analysis Training And Software Services  dia orinasa misehatra amin’ny  solosaina izay mifototra amin’ny fanofanana   momba ny fitantanana sy ny fikirakirana ny antontan-kevitra amin’ny solosaina (EXCEL, ACCESS, FICHIERS PLATS, SQL, ORACLES)ka ampiasana […]

Hamaky ny tohiny
ARCKI

ARCKI

Orinasa misehatra amin’ny maritrano ary manana ny adiresy foibeny any Toamasina ny  ARCKI. Nisehatra nanomboka tamin’ny taona  2018,  manana vina izahay hitondra ny anjara birikinay eo amin’ny fandrosoan’ny firenena amin’ny alalan’ny fanorenana ataonay , ary […]

Hamaky ny tohiny
APLV (Sehatr’asa momba ny Vokatra anatiny sy ny Lavanila )

APLV (Sehatr’asa momba ny Vokatra anatiny sy ny Lavanila )

Mifantoka  amin’ny lavanila, ny hanitra sakafo sy izay avy aminy, indrindra ireo vokatra tsy voaodina ny APLV. Mifantina ireo hanitra sakafo tsara indrindra misy eto Madagasikara izahay  ka  maneho aminao ny halafatry ny vokatra miainga […]

Hamaky ny tohiny
wpChatIcon