#Fiantsoana fisoratana anarana ho an’ny tovovavy
Midira ho mpikambana ao amin’ny fikambanana Youthmobile Madagascar ary hisitraka mandritry ny 10 andro :
1️⃣fiofanana momba ny fanaovana kaody, ny robotika, ny famoronana , ny lohahevitra momba ny tanjona momba ny fampandrosoana maharitra, ny fiainana aorian’ny covid-19 ary ny fandraharahana
2️⃣ny torolalana momba ny famoronana rindrakajy
3️⃣ny tambazotra aterineto
Fiofanana maimaimpoana
Fisoratana anarana misokatra eto amin’ny : http://youthmobilemadagascar.mg.auf.org alohan’ny 4 jolay amin’ny 11 ora alina sy 59min
YouthMobile Madagasikara dia avy amin’ny finiavana’ny UNESCO, miaraka amin’ny Komity Nasionaly Malagasy ho an’ny UNESCO, ny Agence universitaire de la Francophonie en océan indien ary Orange Digital Center Madagascar, ary miankina amin’ny IvoTech ivon-toerana ho an’ny fampandrosoana naorin’ ny AUF OI, Orange Madagascar ary ny Oniversiten’Antananarivo.