Ny fizaran’asa momba ny fandraharahana ho an’ity volana jona ity :
👉ny 14 hatramin’ny 18 jona 2021.
Fepetra :
⚡- Mandraisa anjara amin’ny fifantenana amin’ny famenoana ity ny taratasy eto ambany. 🔔 Vakio sy valio tsara ny fanontaniana fifantenana.
👇👇👇
https://airtable.com/shryuSLky1uRu0CO5
✍️- Ho fanehoana ny tetikasanao, alaivo amin’ny rohy eto ambany ny rakitra “Pitch deck-eco.pptx” :
👇👇👇
https://trello.com/…/stage-en-entrepreneuriat-pitch-deck
😎😎 Manaraka izany , fenoy io rakitra io ary ampidiro ao amin’ny taratasy fenoina eo ambony
👌- Mandraisa anjara amin’ny ekipan’olona 2 na 3 . 🔔🔔Tandremo, mandritry ny herinandro fiofanana, tsy maintsy tonga manatrika ireo mpikambana rehetra.
✍️- Raha vao voaray ny fisoratana anarana ho an’ny ekipanao, dia hisy fitsapana avy amin’ny CEENTRE ka homena anao amin’ny alalan’ny mailaka ny rohy amin’izany.
💯- Raha vao afaka ianareo, dia ho ampidirina ao anaty fikambanana manokana atao hoe: “Stage en entrepreneuriat”🔥. Ho hitanao ao ny antontan-kevitra/ fitaovana ilaina amin’ny fianarana izay ho vakiana mba hahavonona anareo amin’ny fanazarana mandritra ny atrikasa atao.