Pejy faneva

Setup Entrepreneurial

 Tsy nampoizina e!? 😁😁
Feno tokoa ny andron’ny 04 desambra miaraka amin’ny  :
📝 Fanofanana mikasika ny fanaovana tambazotra ny maraina arahin’ny
🎤 Famelabelaran-kevitra momba ny lohahevitra  “qu’est ce qu’un entrepreneur-étudiant ?” ny tolakandro.
Tongava e👊
Hetsika kakarakarain’ny  CEERE miaraka amin’ny Masoivohon’i Frantsa eto Madagasikara,  Nexta ary AUF.
Fandaharam-potoana setup entrepreneurial :
– 8ora30 – 12ora : Fanofanana momba ny lohahevitra hoe  : ” Mamorona ny tambazotrany, fahaiza-manao ilain’ny mpandraharaha rehetra “
– 12ora – 02ora : Fialana sasatra
– 14ora – 04 ora : Fotoanan’ny mpandraharaha mikasika ny lohahevitra hoe : “inona no atao hoe mpandraharaha-mpianatra ?”
Tsy misy vidim-pidirana
Raha mila andinindininy, tsidiho ny pejy Facebook n’ny CEERE : https://www.facebook.com/ceere.mg/
wpChatIcon