Pejy faneva

Replacez vos projets et votre entreprise dans la relance/Avereno ny maha izy ny tetikasa sy ny orinasanao

👉Ho anareo eto Antsirabe 😀👋👋

👉 📌Ho anareo Mpitondra tetikasa, na koa PME tojo fahasahiranana ka mila miketrika sehatr’asa vaovao na koa mila manova asa🧐🧐
Tongava ao amin’ny Stand ny #ONGMIORINASA ao amin’ny #vitrineduvakinankaratra fa misy Tolotra ho anareo ity !!
Ho henonao mandrintra ny famelabelaran-kevitra ao amin’ny Chambre de Commerce ny alakamisy 30 septambra ihany koa ny mombamomba izany 👍👍
📌 THEME: Replacez vos projets et votre entreprise dans la relance
Misorata anarana dieny izao 👍
Aza tara fa voafetra ny toerana, azonao antsoina mivantana ny 034 54 883 38 na ny 034 94 00 576 na koa 034 54 882 89 raha mila fanazavana fanampiny
wpChatIcon