Pejy faneva

NEXTA

NextA dia sehatra iray tsy miankina isam-paritra izay miasa ho an’ny tanora sy ny mpandraharaha. Ny zava-kendreny dia ny hanamora ny fametrahana  tontolo fandraharahana malagasy miray hina sy miara-miasa hahafahan’ny orinasa tanora hivelatra. Teraka avy amin’ny fanirian’ny fikambanana Axian  hanohana ny mpitondra tetikasa avy amin’ny lafivalo sy ny sehatr’asa rehetra, ny   Iraka ho an’i NextA ny hiaraka amin’izy ireo amin’ny fandaharahany.

wpChatIcon