Pejy faneva

Miary

MIARY_ andiany 2_ Fandaharan’asa Fanampiana ny fandraharahan’ny tanora.
Manana tetikasa ve ianao?

Te hahazo famatsiam-bola ?

21 hatramin’ny 45 taona?

Tafiditra ao amin’ny fandraharahana momba ny fambolena ve ny tetikasanao ?

Ho anao indrindra ity!

Apetraho ny tetikasanao ny 01 jona hatramin’ny 23 jolay 2021 .

Fanampim-panazana: www.miary.mg

wpChatIcon