Pejy faneva

Master Class Photographie : Comment maîtriser la prise de vue et l’esthétique?/Master Class Fakan-tsary : Ahoana no hifehezana ny fakana ny zoro sy ny fanatsarana ny endrika ivelany

Tonga ao amin’ny NextA ny 𝗠𝗮𝘀𝘁𝗲𝗿𝗰𝗹𝗮𝘀𝘀 amin’ny fandraharahana ary amin’ity volana oktobra ity izany  🥳

Ny asabotsy no fotoana amin’ireo matihanina sy  ny olon-tsotra mankafy sary !

Atrehina ny fiofanana.Tadidio ireto daty ireto :
Ny Sabotsy  16 Oktobra sy ny   𝐒abotsy 23 Oktobra amin’ny 𝟎𝟖ora hatramin’ny 𝟏𝟐ora  ao amin’ny  NextA  Andranomena.

Fandriho dieny izao ny toeranao
Vidim-pisoratana anarana : 290 000 𝗠𝗚𝗔

Fandoavana azy  Mvola ao amin’ny +261 34 00 639 82 (NEXTA) code MTE1

Fanazavana fanampiny +261 34 49 017 56

TOERANA VOAFETRA.

Raha hisoratra anarana, midira amin’ity rohy manaraka ity : https://bit.ly/photonexta

wpChatIcon