Pejy faneva

Le 4ème concours international d’innovation durable de FAMAE/Fifaninanana iraisam-pirenena fahefatra momba ny fanavaozana maharitra

✅Ho azo amin’izany  : 100 000 €  ho an’ny tetikasa amin’ny firenena 6 miteny frantsay  eto Afrika  : Bénin, Cameroun, Côte d’Ivoire, Gabon, Sénégal, Madagasikara

✅Iza no afaka mandray anjara ? ireo mpitondra fanavaozana tsy itadiavam-bola  (ONG, oniversite…) miorina eo anivon’ireo firenena 6 miteny frantsay eto Afrika : Bénin, Cameroun, Côte d’Ivoire, Gabon, Sénégal, Madagasikara
✅ Tetikasa inona ? Tetikasa momba ny fanorenan-trano /fotodrafitr’asa maharitra eo amin’ny sehatry ny toeram-ponenana, ny fitaterana, ny angovo, ny rano, ny fako, ny fambolena, ny fahasalamana ary ny fanabeazana.
✅Faran’ny fisoratana anarana : 15 oktobra 2021

✅fanazavana fanampiny : https://lnkd.in/gk3jaH5h

✅Fandraisana anjara : https://lnkd.in/g3ih5aj3

wpChatIcon