Pejy faneva

NY FANDRAHARAHANA AMIN’NY FAMBOLENA SY NY ENDRINY ISAN-KARAZANY”

” NY FANDRAHARAHANA AMIN’NY FAMBOLENA SY NY ENDRINY ISAN-KARAZANY”. Nasaina ireo mpanao famelabelarana matihanina, mpanofana fanta-daza eo amin’ny sehatra misy azy mba hifanakalo hevitra sy hizara ny traikefany.

Asabotsy 23 jolay manomboka amin’ny 10 ora ao amin’ny TRANO MALALAKY NY ESSA Agronomie Oniversiten’Antananarivo.

Hetsika misokatra ho an’ny daholobe, TSY MISY VIDIM-PIDIRANA
Tongava maro ary ento ny namanao.
Tsy misy fisoratana anarana mialoha, tongava e !

wpChatIcon