Pejy faneva

Journée Portes Ouvertes organisée par la CCIA, le GFEM et la COMFWB/Varavarana misokatra karakarain’ny CCIA, ny GFEM ary ny COMFWB

Ry mpandraharaha vehivavy- Mahazoa famatsiam-bola handrisihana sy hampiroboroboana ny orinasanao.

Ny CCIA  miaraka amin’ny  GFEM sy ny COMFWB  dia mikarakara varavarana misokatra  ny alarobia 22 septambra 2021 amin’ny 9 ora hatramin’ny 04 ora ao amin’ny trano tovan’ny  Chambre de Commerce et d’Industrie d’Antananarivo (CCIA), tranon’ny  l’ESTI eo Antanimena…

Ny mpandray anjara  :

Raha mila fanampim-panazavana , antsoy ny  : 034 47 101 29 – sae.tnr@cci.mg 

wpChatIcon