Pejy faneva

GET.invest Finance Catalyst teny malagasy

Misokatra mandavan-taona ny fisoratana anarana ami’ny  GET.invest Finance Catalyst. Miverimberina isaky ny telo na efatra herinandro eo ny tombana atao amin’izany, ka aorian’izay ny mpandray anjara dia handray valiny . Ny tsingerim-potoana manaraka dia hifarana ny  Talata, 17 Aogositra  [23:59 CET].  Ny tetikasa voaray hatramin’io daty io dia ho tombanana miaraka, raha toa ka hiditra avy hatrany any amin’ny tsingerim-potoana manaraka ireo voaray aorian’io daty io .

wpChatIcon