Pejy faneva

Forum Génération Egalité/Zaikabe ho an’ny Fitovian’ny Taranaka

Ry mpiara-miombona’antoka,

Ny komity mpikarakara, ny mpikambana ao amin’ny firaisan-kinan’ny mpiaro ny rariny ara-toe-karena ao amin’ny hetsika satelitan’ny Zaikabe ho an’ny Fitovian’ny Taranaka eto Madagasikara dia faly manasa anareo hanao ny lohahevitra hoe” Fitoviana vehivavy-lehilahy, inona ny rariny ara-toe-karena?,izay atao ny 18 jona amin’ny 9 ora , oran’i Madagasikara (GMT+3).

Mino izahay fa hitondra ainga vao ho an’ny fampiroboroboana ny fitoviana eto Madagasikara io fizarana traikefa io.

Misaotra tompoko.

Ny hetsika dia hampitaina mivantana ao amin’ny pejy www.facebook.com/FGEMadagascar

wpChatIcon