Pejy faneva

Forum Génération Egalité/Zaikabe Fitoviana ho an’ny Taranaka

Ry mpiara-miombon’antoka,

Ny komity mpikarakara, ny mpikambana ao amin’ny fivondronan’ny  Mpitarika vehivavy ao amin’ny hetsika eo anivon’ny Zaikabe Génération Egalité eto Madagasikara dia manainga anao  hanao famelabelaran-kevitra manodidina ny lohahevitra “Leadership transformatif”, izay atao ny 18 jona ho avy izao amin’ ny 12 ora, oran’i Madagasikara (GMT+3).

Manantena izahay fa izany fizarana traikefa izany dia hitondra fampivoarana ny fitoviana eto Madagasikara

Misaotra tompoko,

Halefa mivantana eto amin’ny pejy  www. facebook.com/FGEMadagascar io hetsika io.

 

wpChatIcon