Pejy faneva

FORMATION – “Montage et financement de projets culturels”/FANOFANANA “Fananganana sy famatsiam-bolan’ny tetikasa ara-kolotsaina”

Herinandro iray handrafetana sy hanamafisana ny fahafahan’ny tetikasanao hirotsaka hofantenana amin’ny fiantsoana tetikasa iray, amin’ny fangatahana fiaraha-miasa na fiahiana:
– Fomba sy fitaovana mahakasika ny fananganana tetikasa
– Hamaly fiantsoana tetikasa, fanangonam-bola
– Hamolavola sy hampahafantatra tetikasa iray
Ho an’ny mpanakanto, fikambanana, orinasa, vondron’olona, mpitondra tetikasa ara-kolotsaina …
Ny  27 septambra  hatramin’ny oktobra 2021 , amin’ny 9ora hatramin’ny  12 ora  ary amin’ny 1 ora hatramin’ny 4 ora ao amin’ny IFM
Fisoratana anarana an-tambazotra hatramin’ny  23 septambra.
Zavatra ilaina mialoha : Mitondra solosaina finday. Mahafehy farafahakeliny ny  Word sy Excel. Hahazo tombony ireo manana farafahakeliny ny vakiraokan’ny tetikasa izay hiasana mandritry ny herinandro.
Fanoratana anarana : www.bit.ly/3CUGeO1
Raha mila fanazavana fanampiny, tsidiho ity rohy manaraka ity  : https://www.institutfrancais-madagascar.com/2021/09/08/formation-montage-et-financement-de-projets-culturels/ 
wpChatIcon