Ny Fonds d’Innovation pour le Développement (FID) dia manolotra fiantsoana tetikasa misokatra ho an’ireo orinasa mitondra tetikasa vaovao, indrindra amin’ireo firenena manana fidiram-bola ambany.
Famatsiam-bola amin’ny fiomanana (hatramin’ny 50 000 €)
Dingana 1 : famatsiam-bola ireo tetikasa taratra (hatramin’ny 200 000 euro)
Dingana 2 : famatsiam-bola ho an’ny fanandramana sy ny toerana misy amin’ny fiampitana amin’ny ambaratonga manaraka (hatramin’ny 1 500 000 €)
Dingana 3 : famatsiam-bola ho an’ny fiampitana amin’ny ambaratonga manaraka (hatramin’ny4 000 000 €)
Famatsiam-bola ho an’ny Fanovana ny politikam-panjakana (hatramin’ny 150 000 €)
Raha mila fanampim-panazavana, manasa anao izahay hitsidika ity rohy ity https://www.francophonieinnovation.org/articles/h/le-fonds-d-innovation-pour-le-developpement-fid-lance-son-premier-appel-a-projets.html ou à voir les documents en attachés