Pejy faneva

Fifaninanana amin’ny tetikasa fandraharahana sosialy sy tontolo iainana

Ny orinasa Ur-CSR sy BuyYourWay – Ranomasimbe Indianina miara-miasa amin’ny NextA dia mikarakara fifaninanana « entrepreneuriat innovant et durable » amin’ny 6 Oktobra 2022 ao amin’ny Novotel Alarobia :

Mandraisa anjara fa mety hahazo loka « incubation » 3 volana, ahafahanao manangana fahaiza-manao, manatsara fifaneraserana ary mampitombo ny fahombiazanao!

Fe-potoana fandefasana fangatahana: 16 septambra 2022

wpChatIcon