Pejy faneva

Fiantsoana mpandray anjara ho an’ny “Hackathon virtuel”

Ny Hackathon virtoaly dia mifantoka amin’ny lohahevitra hoe “Fiainana amin’ny endriny nomerika” izay nokarakarain’ny Passion 4 Humanity (P4H) sy ny Institut Français de Madagascar (IFM). Raha hisoratra anarana dia araho ny rohy na manoratra ao amin’ny novnumhackathon@gmail.com.

Misy loka mety ho azo ary koa fahafahana manohy sy mamarana ny tetikasa amin’ny alalan’ny fitaovana IFMLAB.

Azo alaina ao amin’ny tranonkalan’ny IFM ny fitsipiky mahakasika ny hackahon (www.institutfrancais-madagascar.com )

wpChatIcon