Pejy faneva

Fifaninanana 2022 Mpandraharaha eo anivon’ny tany miteny frantsay

https://www.franco-fil.fr/formulaire-candidature-franco-fil-2022

Ny Conférence Permanente des Chambres Consulaires Africaines et Francophones (CPCCAF) sy ny  Société d’Encouragement pour l’Industrie Nationale (Société d’encouragement) dia faly mampahafantatra anao ny fanokafana ny fifaninanana ao amin’ny firenena miteny frantsay 2022 natokana ho fanomezan-danja  ny dingana ara-pandraharahana sy ny fanavaozana mitondra anjara biriky amin’ny Tanjon’ny Fampandrosoana Maharitra (ODD) an’ny Firenena Mikambana ary koa hanamafy ny fiaraha-miasa sy ny fiaraha-miombon’antoka   (ODD n°17) eo anivon’ny tontolo ara-toe-karena eo anivon’ny frankôfônia sy ireo mpandala ny kolon-tsaina frantsay maneran-tany.

wpChatIcon