Pejy faneva

AHOANA NY FAMORONANA SY FANDRAFETANA DRAFITRA FANDRAHARAHANA?

👉Ho an’ireo mpitondra tetikasa, mpandraharaha, mpitantana TPE/PME, mpitantana orinasa , mpankafy fandraharahana 👂‼️

Fandriho ny toeranao amin’ny fanofanana momba ny ✨DRAFITRA FANDRAHARAHANA✨ izay hatao ny 18 hatramin’ny 22 Oktobra 2021 ao amin’ny ISCAM Ankadifotsy amin’ny  8ora hatramin’ny 12 ora .
⭕️ tapak’andro 5 hianaranao na handalinanao momba ny  ✅ fanomanana ny drafitra , ✅ famolavolana ny paik’ady sy ny teboka manan-danja samihafa ao amin’ny fitanisana , ✅ ny kajy mahakasika ny vinavina ara-bola , ary ✅ ny fandrafetana ny antontan-taratay .
⭕️ 250 000 Ar ho an’ny tapak’andro  5
⭕️ 70 000 Ar raha isaky ny lohahevitra
Mpikarakara  : Le Centre d’Excellence en Entrepreneuriat

Fisoratana anarana : https://urlz.fr/grjb

Fanazavana fanampiny  :
https://www.facebook.com/leceentre/
📞 +261 32 11 256 25
📧 leceentre@gmail.com
wpChatIcon