Pejy faneva

Fanamby Startupper anatin’ny taona karakarain’ny TotalEnergies

Misokatra ny fisoratana anarana amin’ny  Challenge Startupper de l’année par TotalEnergies ! Mandraisa anjara ary tongava amin’ny toeran’ny  Startupper anatin’ny taona !

Manana hevitra na tetikasa ao an-tsaina ve ianao  ? Midira ho mpifaninana  ao amin’ny sokajy  “tetikasa fananganana orinasa”.

Efa manana orinasa nitsangana tao anatin’ny 3 taona ve ianao ? Midira ho mpifaninana  ao amin’ny sokajy” startup latsaky ny  3 taona “.

Isaky ny firenena , loka 3 no hatolotra :

 

wpChatIcon