Pejy faneva

Fampiasana renivola-fanalahidin’ny fiverenana taorian’ny krizy

Ny fikambanan’ny Mpampiasa renivola Malagasy dia nanolotra fampianarana an-tambazotra ho an’ireo mpandraharaha, mpitantana orinasa ary mpampiasa vola ara-panjakana.

Manasa anao noho izany ny AMIC hanatrika ny fampianarana an-tambazotra ataony momba ny fampiasana renivola-fanalahidin’ny  fiverenana taorian’ny krizy ? izay hatao ny 29 septambra 2021 manomboka amin’ny 3ora hatramin’ny 5 ora hariva .

Afaka misoratra anarana ao amin’ity rohy manaraka ity ianao: https://forms.gle/Gg3xCt43F4wWi35s9 alohan’ny 12ora ny  29 septambra  2021

Ho an’ny fanazavana fanampiny: https://bit.ly/3nsPTX1 

wpChatIcon