Pejy faneva

Tompon-daka amin’ny Fandraharahana eto Afrika

https://africabusinessheroes.org/fr/

Ny andry voalohan’ny  Africa’s Business Heroes dia ny hanampy ny mpandraharaha afrikanina manan-talenta sy azo antenaina mba hampiroborobo ny asa ataon’izy ireo ary hampisy fiantraikany bebe kokoa. Amin’ny alalan’ny fifaninana ABH no anaovanay izany, fifaninana  izay mamantatra isan-taona mpandaharaha folo maneho ny maha maherifon’ny sehatry ny fandraharahana azy eo anivon’i Afrika.

wpChatIcon