Pejy faneva

Mila fanampiana amin’ny fitantanana ny PME anao ve ianao?

🗓  Aza adino ny fotoanantsika rahampitso 17 novambra manomboka amin’ny roa ora ao amin’ny Maison de la PME Analakely mba hahazoanao ireo torohevitra araka ny lalàna tsara indrindra avy amin’ny matihanina  ⚖️
✅Ny vahinintsika  : Ramatoa  Angela Heriniony ANDRIANARIVELO
Fandriho dieny izao ny toeranao  : mpme.sg-madagascar@socgen.com ou au +261(0)34 59 858 63
wpChatIcon