Pejy faneva

BeChangeMaker 2021 TENY MALAGASY

Mandraisa anjara amin’ny fandraharan’asa momba ny fandraharahana ara-tsosialy atolotry ny  BeChangeMaker AFRICA  alohan’ny  26 jolay mba hahazoanao fiofanana, fampianarana ary fanazarana maimaim-poana hanombohanao ny orinasanao ara-tsosialy sy hanovanao izao tontolo izao  ! Tsy izany ihany, ireo ekipa mpandresy telo voalohany dia mahazo  lelavola mitentina 2 000 euro  ihany koa.Indro ny rohy hahafahanao misoratra anarana
https://bit.ly/3wk1ZTJ

wpChatIcon