Pejy faneva

Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Angovo

Ny tanjon’ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Angovo dia ny hisarika vahoaka amin’ny maha-zava-dehibe ny fampiasana ny loharanon’angovo, ny fampiroboroboana ny fampiasana ireo loharan’angovo azo havaozina ary ny tokony hampihenana ny fampiasana ny angovo azo avy amin’ny « combustibles fossiles ».

wpChatIcon