Pejy faneva

Actualité : orinasa.edbm.mg- teny malagasy

“Orinasa”  dia sehatra iray atolotra ireo mpitondra tetikasa sy ireo mpandraharaha ka tanjona amin’izany ny hampahafantatra, hanomana  ary hanoro ny dingana arahina amin’ny fananganana  orinasa .

Mitondra fanazavana amin’ireo manaraka ireo ny tranokala  :
–  Ny fototra ho an’ny famoronana tetikasa
– Ny sata ara-dalàna  afaka atao
– Ny dingana arahina amin’ny fananganana orinasa
– Ny hetra sy ny andraikitry ny  orinasa

Tsidio dieny izao : https://orinasa.edbm.mg/

wpChatIcon