Pejy faneva

FIANTSOANA TETIKASA: FIZAHAN-TANY MAHARITRA

FIANTSOANA TETIKASA:  Fizahan-tany maharitra ho an’ny fahaleovan-tenan’ny  vehivavy sy ny tanora any amin’ny faritra ambanivohita sy amorontsiraka 

Manao io fiantsoana tetikasa io ny  Représentation océan indien  ho an’ny  fampananana asa ny vehivavy sy ny tanora ary ny fanomezan-danja ny fambolena anatiny eny ambanivohitra sy amorontsiraka amin’ny alalan’ny fampiroboroboana ny fizahan-tany maharitra. Hovatsiany vola araka izany ny asa eny ifotony tarihin’ny fikambanan’ny fiaraha-monim-pirenena vonona sy efa fanta-daza.

Ho an’ny fanazavana fanampiny, aza misalasala mijery ny rohy manaraka :

Appel à projets tourisme durable REPOI 2021

wpChatIcon