Pejy faneva

Appel à Projet _ AUF/FIANTSOANA TETIKASA AUF

Manao fiantsoana tetikasa iraisam-pirenena COVID19 andiany faharoa ny AUF, tetikasa mahazo famatsiam-bola miavaka  mitentina  1 tapitrisa euro natokana ho an’ny ekipan’ny mpamorona tanora ary mifototra amin’ny tetikasa mitondra tombontsoa ho an’ny  firenena tatsimo.
Valiny alohan’ny  15/07/21 – 06 ora hariva  (oran’i  Paris)
+ fanazavana  👉 http://bit.ly/2QVKB8w

wpChatIcon