Pejy faneva

3rd Renewable Transformation Challenge 2021-teny malagasy

Hafaliana ho an’ny Elsevier sy ISES  ny mampahafantatra anao  ny  fanamby roa taona  Renewable Transformation Challenge,  

Raha manana tolo-kevitra mitondra fanavaozana  ianao , tolo-kevitra manampy amin’ny tanjona hifindrana any amin’ny  angovo azo avaozina 100% , manorata anarana hitsapa vintana amin’ny fahazoana  20.000 Euro . Hahazo fidirana ho mpikambana ISES Gold (mandrakizay)  sy fisoratana maimaim-poana  koa izy amin’ny  Solar World Congress 2021.

Fantaro bebe kokoa etsy ambany ny momba io fanamby io, ny mpandresy tamin’ny fanamby  Renewable Transformation Challenge 2017 sy 2019 ary hahitanao koa ny raki-tsary alefanay mahakasika ny fanazavana momba ny fanamby , inona no mampisy lanja azy amin’ny asa ataon’ny ISES  sy fanazavana hafa koa .

Misokatra izao ny fisoratana anarana amin’ny  fanamby  Renewable Transformation Challenge 2021. Ampidiro ny tolo-kevitrao  alohan’ny 13  Septambra 2021.

Raha misy fanontaniana momba ny fanamby na ny fisoratanao anarana dia alefaso ato: challenge@ises.org

Jereo ny  Fepetra feno  for ho an’ny fanampim-panazavana.

https://www.ises.org/news/announcing-3rd-renewable-transformation-challenge-2021

wpChatIcon