Pejy faneva

3rd Call for Projects – Fiantsoana tetikasa fahatelo 2021

Fiantsoana tetikasa fahatelo 2021

Natao hampaherezana sy hanomezana sehatra ny mpilatsaka an-tsitrapo eran’izao tontolo izao ity rafitra ity ,mba hahatonga azy ireo  hanambatra hery ka hanao  tetikasa miorim-paka, mifanaraka amin’ny tanjona kendren’ny ESAA’s , hampiroborobo ny  Erasmus+ ary  ho an’ny tombotsoa itambaran’ny EC sy ireo mpilatsaka an-tsitrapo.

Mahafaly anay ny manolotra ny fiantsoana tetikasa fahatelo amin’ny  2021. Jereo ao amin’ny ESAA PROJECTS SCHEME  hahitanao kokoa mahakasika io rafitra io.

Fifaninanana ESAA Project Idea  :dingana arahina sy fetra farany

Dingana voalohany, fifaninanana ESAA Project Ideas 

Fanombohan’ny fiantsoana: 19 Aogositra 2021

Faran’ny fametrahana antontan-taratasy : 30 Septambra , 10 ora maraina  (CEST)

Fifantenana ny hevitra ,Tetikasa ESAA  : hatramin’ny  11 Novambra  2021

Dingana faharoa , fandrafetana ny ESAA Project Ideas 

Sary maneho ny tetikasa: Manomboka ny 15 Novambra , 2021

Dingana fahatelo ,  fametrahana ny tetikasa ESAA  

Hapetraky ny mpandrindra ny tetikasa ESAA miaraka amin’ireo mpanome ny tolotra ao anatin’ny fotoana nifanarahana. Vinavinaina ho voapetraka amin’ny Janoary hatramin’ny Jona 2022 farafahatarany ny tetikasa.

rohy

wpChatIcon