Pejy faneva

3° andiany famatsiam-bola « La Francophonie avec Elles »

https://www.francophonie.org/3e-edition-du-fonds-la-francophonie-avec-elles-2233

Namoaka ny andiany  fahatelo amin’ny Famatsiam-bola « La Francophonie avec Elles » ny OIF ho an’ny fahaleovantenan’ny vehivavy ao amin’ny faritry ny frankôfônia. Fisoratana anarana farany :27 jona 2022

 

wpChatIcon