Pejy faneva

𝐏𝐑𝐈𝐗 𝐑𝐒𝐄 𝐄𝐓 𝐃𝐔 𝐌𝐄𝐂𝐄𝐍𝐀𝐓 𝐈 𝐄𝐃𝐈𝐓𝐈𝐎𝐍 𝟐𝟎𝟐𝟏/ LOKA HO AN’NY FANDRAISANA ANDRAIKITRY ARA-TSOSIALIN’NY ORINASA SY NY FANOHANANA I ANDIANY 2021

📣 Satria maro ianareo no nanontany, dia  mampahafantra anareo izahay fa ny fetra hanaovana ny fanendrena ny fikambananareo izay ho lany amin’ny   “prix de la RSE et mécénat” dia nihemotra ara-pomba ofisialy ny 15 oktobra 2021 📅.

🚨 Manana 18 andro feno ianao manomboka androany hahalany ny fikambananao .

👉 Angataho ny taratasy fisoratana anarana sy ny fitsipika ao amin’ny  rfleuricia@urcsr.mg sy  karine.danielson@buyyourway.eu.

wpChatIcon