Pejy faneva
Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Angovo
Vaovao

Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Angovo

Ny tanjon’ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Angovo dia ny hisarika vahoaka amin’ny maha-zava-dehibe ny fampiasana ny loharanon’angovo, ny fampiroboroboana ny fampiasana ireo loharan’angovo azo havaozina ary ny tokony hampihenana ny fampiasana ny angovo azo avy […]

Hamaky ny tohiny
Fiantsoana mpandray anjara ho an’ny “Hackathon virtuel”
Vaovao

Fiantsoana mpandray anjara ho an’ny “Hackathon virtuel”

Ny Hackathon virtoaly dia mifantoka amin’ny lohahevitra hoe “Fiainana amin’ny endriny nomerika” izay nokarakarain’ny Passion 4 Humanity (P4H) sy ny Institut Français de Madagascar (IFM). Raha hisoratra anarana dia araho ny rohy na manoratra ao […]

Hamaky ny tohiny
Fifaninanana amin’ny tetikasa fandraharahana sosialy sy tontolo iainana
Vaovao

Fifaninanana amin’ny tetikasa fandraharahana sosialy sy tontolo iainana

Ny orinasa Ur-CSR sy BuyYourWay – Ranomasimbe Indianina miara-miasa amin’ny NextA dia mikarakara fifaninanana « entrepreneuriat innovant et durable » amin’ny 6 Oktobra 2022 ao amin’ny Novotel Alarobia : Orinasa vao misandratra ve ianao, na orinasa […]

Hamaky ny tohiny
Antso ho an’ny tetikasa 2022
Vaovao

Antso ho an’ny tetikasa 2022

Fe-potoana fandefasana fangatahana: 24 aogositra hatramin’ny 30 septambra 2022 Ny AUF Eoropa Andrefana dia manomboka ny andiany faharoa amin’ny fiantsoana an’ireo izay manana tetikasa. Ny antso dia natokana ho an’ny tetikasa mikendry ny hampivelatra ny […]

Hamaky ny tohiny
Fivoriana ampitain-davitra: Famatsiam-bola sy ny fahafahana mifandray amin’ny tambajotra Belgique – Afrique
Vaovao

Fivoriana ampitain-davitra: Famatsiam-bola sy ny fahafahana mifandray amin’ny tambajotra Belgique – Afrique

EURAXESS Africa miaraka amin’ny Agence Universitaire de la Francophonie dia mikarakara fivoriana ampitain-davitra momba ny famatsiam-bola sy ny fahafahana mifandray amin’ny tambajotra Belgique – Afrique : vatsim-pianarana, fitaovana enti-miara miasa ary fiantsoana ireo manana tetikasa.

Hamaky ny tohiny
Fandaharana manampy ireo mpisehatra eo amin’ny fandrarahana
Vaovao

Fandaharana manampy ireo mpisehatra eo amin’ny fandrarahana

Ny Fandaharana manampy ireo mpisehatra eo amin’ny fandrarahana dia miompana amin’ny fampifandraisana ireo mpandraharaha efa za-draharaha, antsoina hoe mpanabe, miaraka amin’ireo tanora misahana orinasa ary koa manana fahaiza-manao miavaka, antsoina hoe beazina. Tafiditra ao anatin’izany […]

Hamaky ny tohiny
Concours inter-régional « Mon idée, mon entreprise »

Concours inter-régional « Mon idée, mon entreprise »

Dans le but de promouvoir et de susciter l’esprit d’entrepreneuriat en milieu universitaire, la direction régionale Afrique centrale et Grands Lacs et la direction régionale Afrique de l’Ouest de l’AUF s’associent pour organiser le concours […]

Hamaky ny tohiny
Entrepreneurshift : “Je ne cherche pas un travail, je le crée”

Entrepreneurshift : “Je ne cherche pas un travail, je le crée”

Rejoignez CEERE ! Si vous êtes un jeune diplômé, ou futur diplômé, vous avez le choix d’entreprendre, de créer votre propre société, d’établir vos propres règles. Samedi 13 Août 2022, de 13h à 15 heures […]

Hamaky ny tohiny
Forum Génération Egalité/Zaikabe ho an’ny Fitovian’ny Taranaka

Forum Génération Egalité/Zaikabe ho an’ny Fitovian’ny Taranaka

Ry mpiara-miombona’antoka, Ny komity mpikarakara, ny mpikambana ao amin’ny firaisan-kinan’ny mpiaro ny rariny ara-toe-karena ao amin’ny hetsika satelitan’ny Zaikabe ho an’ny Fitovian’ny Taranaka eto Madagasikara dia faly manasa anareo hanao ny lohahevitra hoe” Fitoviana vehivavy-lehilahy, […]

Hamaky ny tohiny
Prix de l’innovation pédagogique édition 2022

Prix de l’innovation pédagogique édition 2022

L’Agence Universitaire de la Francophonie lance un appel à candidatures pour un prix sur l’innovation pédagogique. L’édition 2022 propose de lier l’innovation pédagogique et l’intelligence artificielle (IA). Date limite de candidature : Le dossier de […]

Hamaky ny tohiny
La semaine numérique de Montréal : Edition hybride

La semaine numérique de Montréal : Edition hybride

1000 jeunes de pays en développement pourront participer gratuitement à MTL connecte : La semaine numérique de Montréal. Élargissez votre réseau et développez de nouvelles collaborations. Trouvez des pistes d’emploi, informez-vous sur les enjeux numériques […]

Hamaky ny tohiny
NY FANDRAHARAHANA AMIN’NY FAMBOLENA SY NY ENDRINY ISAN-KARAZANY”

NY FANDRAHARAHANA AMIN’NY FAMBOLENA SY NY ENDRINY ISAN-KARAZANY”

” NY FANDRAHARAHANA AMIN’NY FAMBOLENA SY NY ENDRINY ISAN-KARAZANY”. Nasaina ireo mpanao famelabelarana matihanina, mpanofana fanta-daza eo amin’ny sehatra misy azy mba hifanakalo hevitra sy hizara ny traikefany. Asabotsy 23 jolay manomboka amin’ny 10 ora […]

Hamaky ny tohiny
Mitsiry

Mitsiry

L’appel à projets pour financer et accompagner des start-ups à impacts positifs sur les communautés locales et sur la conservation de la biodiversité est lancé dans les régions Haute Matsiatra, Atsimo Andrefana, Anosy, Menabe, Sava, […]

Hamaky ny tohiny
Youth Mobile

Youth Mobile

#Fiantsoana fisoratana anarana ho an’ny tovovavy Midira ho mpikambana ao amin’ny fikambanana  Youthmobile Madagascar ary hisitraka mandritry ny 10 andro : 1️⃣fiofanana momba ny fanaovana kaody, ny robotika, ny famoronana , ny  lohahevitra momba ny […]

Hamaky ny tohiny
USAID RANO WASH – Webinaire/ Fampahalalana ara-tserasera

USAID RANO WASH – Webinaire/ Fampahalalana ara-tserasera

FAMPIDIRANA NY FITANTANANA NY RANO FISOTRO MADIO  ETO MADAGASIKARA AMIN’NY SEHATRA MATIHANINA

Hamaky ny tohiny
Un coup de pouce pour votre projet citoyen/Tosika hanampy ny tetikasanao ho an’ny olom-pirenena

Un coup de pouce pour votre projet citoyen/Tosika hanampy ny tetikasanao ho an’ny olom-pirenena

Manana tetikasa nomerika na ho an’ny olom-pirenena ve ianao? Meteza ho mpisehatra fototra amin’ny fanavaozana ara-tsosialy eto Afrika miteny frantsay! Misorata anarana dieny izao mba hahatanteraka ny tetikasanao Tsindrio eto ▶️ https://ac.cfi.fr/fr/appels/connexions-citoyennes-2/

Hamaky ny tohiny
UICN-PAPACO MOOC Conservation Teny Malagasy

UICN-PAPACO MOOC Conservation Teny Malagasy

SESSION OPEN/OUVERTE link Un MOOC (Massive Open Online Course) est une formation en ligne, gratuite et ouverte à tous. Pour suivre un MOOC, l’étudiant aura simplement besoin d’une connexion Internet et d’un accès à un […]

Hamaky ny tohiny
Sustainable Innovations Challenge Fifaninana

Sustainable Innovations Challenge Fifaninana

Ny fifaninana  “Sustainable Innovations Challenge “karakarain’ny  fondation familiale indépendante Famae dia mikendry ny hanohana ireo vahaolana vaovao sy hita maso hiadiana amin’ny fiovan’ny toetr’andro, manerana izao tontolo izao, manodidina ny Fako, ny Rano, ny Sakafo, […]

Hamaky ny tohiny
Stage en entrepreneuriat/Fizaran’asa momba ny fandraharahana

Stage en entrepreneuriat/Fizaran’asa momba ny fandraharahana

Ny fizaran’asa momba ny fandraharahana ho an’ity volana jona ity : 👉ny 14 hatramin’ny 18 jona 2021. Fepetra : ⚡- Mandraisa anjara amin’ny fifantenana amin’ny famenoana ity ny taratasy eto ambany. 🔔 Vakio sy valio […]

Hamaky ny tohiny
SOLLICITATION DE MANIFESTATION D’INTERET/FANGATAHANA FANEHOANA FAHALIANANA

SOLLICITATION DE MANIFESTATION D’INTERET/FANGATAHANA FANEHOANA FAHALIANANA

MINISTERE DES TRAVAUX PUBLICS ************** SECRETARIAT GENERAL ************** DIRECTION GENERAL DES TRAVAUX PUBLICS ************** AGENCE ROUTIERE ************** PROJET DE DEVELOPPEMENT DURABLE DES ROUTES A MADAGASCAR *************** Crédit IDA N° 6952-MG – P 176811 *************** AMI […]

Hamaky ny tohiny
Setup Entrepreneurial

Setup Entrepreneurial

 Tsy nampoizina e!? Feno tokoa ny andron’ny 04 desambra miaraka amin’ny  : – Fanofanana mikasika ny fanaovana tambazotra ny maraina arahin’ny – Famelabelaran-kevitra momba ny lohahevitra  “qu’est ce qu’un entrepreneur-étudiant ?” ny tolakandro. Tongava e […]

Hamaky ny tohiny
Séance d’orientation professionnelle des bacheliers à l’entrepreneuriat/ Fotoana hanomezana torohevitra ho an’ireo mpianatra vao afaka bacc momba ny asa afaka ataony any aoriana amin’ny fandraharahana

Vita Bacc ve? Hanao inona? Ndao ireo tanora vao afa-panadinana indray no omentsika toro-lalana e Indrindra fa momba ny #fandraharahana. Torohevitra hanampy azy ireo amin’ny safidiny Ny zoma izao amin’ny 10h30 ary, tongava aty amin’i […]

Hamaky ny tohiny
Salon des Start-up et des entreprises malgaches/Tsenaben’ny Start-up sy ny orinasa malagasy

Salon des Start-up et des entreprises malgaches/Tsenaben’ny Start-up sy ny orinasa malagasy

“Tsenaben’ny Start-up sy ny orinasa malagasy “, iray andron’ny  Vita Malagasy izay atao ao amin’ny Le Pavé Antaninarenina ny 20 novambra 2021 amin’ny 9ora à 5 ora. Ity hetsika ity, izay karakarain’ny Take the break, […]

Hamaky ny tohiny
Replacez vos projets et votre entreprise dans la relance/Avereno ny maha izy ny tetikasa sy ny orinasanao

Replacez vos projets et votre entreprise dans la relance/Avereno ny maha izy ny tetikasa sy ny orinasanao

Ho anareo eto Antsirabe Ho anareo Mpitondra tetikasa, na koa PME tojo fahasahiranana ka mila miketrika sehatr’asa vaovao na koa mila manova asa Tongava ao amin’ny Stand ny #ONGMIORINASA ao amin’ny #vitrineduvakinankaratra fa misy Tolotra […]

Hamaky ny tohiny
Renew-ABLE against COVID teny malagasy

Renew-ABLE against COVID teny malagasy

https://www.res4africa.org/calendar-news/uij9ujmolakkcogla2j22cvrn3e5sw Ao anatin’ny sehatra  “Renew-ABLE against COVID”, ny fondation RES4Africa , ny Electrical Workers Without Borders Italy (ESFI) ary ny  Technical Solidarity ONLUS (TS)  dia  mifidy  start-ups 3 sy/na fikambanana matihanina tanora mba hanatanteraka ny […]

Hamaky ny tohiny
RECRUTEMENT DES STARTUPS EN INCUBATION POUR LA SAISON 2022/FIFANTENANA IZAY STARTUPS HAMPIROBOROBOANA HO AN’NY TAONA 2022

RECRUTEMENT DES STARTUPS EN INCUBATION POUR LA SAISON 2022/FIFANTENANA IZAY STARTUPS HAMPIROBOROBOANA HO AN’NY TAONA 2022

Manana tetikasa na startup mirakitra singa nomerika mitondra vahaolana  izay mahavaly  tanjona ho amin’ny fampandrosoana maharitra  iray na maromaro ho an’i Madagasikara ve ianao? Afaka mirotsaka ho fidiana amin’ny  Andiany 2022  amin’ny fandaharan’asa fampiroboroboana ataonay […]

Hamaky ny tohiny
default

Programme de formation en entrepreneuriat culturel/Fandaharan’asa momba ny fanofanana amin’ny fandraharahana eo amin’ny sehatry ny kolon-tsaina

Hamaky ny tohiny
PROGRAMME D’ENTREPRENEURIAT DE LA FONDATION TONY ELUMELU 2022/FANDAHARAN’ASA MOMBA NY FANDRAHARAHANA KARAKARAIN’NY FONDATION TONY  ELUMELU 2022

PROGRAMME D’ENTREPRENEURIAT DE LA FONDATION TONY ELUMELU 2022/FANDAHARAN’ASA MOMBA NY FANDRAHARAHANA KARAKARAIN’NY FONDATION TONY ELUMELU 2022

FANDAHARAN’ASA MOMBA NY FANDRAHARAHANA KARAKARAIN’NY FONDATION TONY ELUMELU 2022 Ny  Fondation Tony Elumelu dia manolotra maimaim-poana vola ho fanombohana tetikasa mitentina  5.000 DOLARA. Ny  Fandaharan’asa momba ny fandraharahana ao amin’ny Fondation Tony Elumelu dia fanomezana […]

Hamaky ny tohiny
𝐏𝐑𝐈𝐗 𝐑𝐒𝐄 𝐄𝐓 𝐃𝐔 𝐌𝐄𝐂𝐄𝐍𝐀𝐓 𝐈 𝐄𝐃𝐈𝐓𝐈𝐎𝐍 𝟐𝟎𝟐𝟏/ LOKA HO AN’NY FANDRAISANA ANDRAIKITRY ARA-TSOSIALIN’NY ORINASA  SY NY FANOHANANA I ANDIANY 2021

𝐏𝐑𝐈𝐗 𝐑𝐒𝐄 𝐄𝐓 𝐃𝐔 𝐌𝐄𝐂𝐄𝐍𝐀𝐓 𝐈 𝐄𝐃𝐈𝐓𝐈𝐎𝐍 𝟐𝟎𝟐𝟏/ LOKA HO AN’NY FANDRAISANA ANDRAIKITRY ARA-TSOSIALIN’NY ORINASA SY NY FANOHANANA I ANDIANY 2021

Satria maro ianareo no nanontany, dia  mampahafantra anareo izahay fa ny fetra hanaovana ny fanendrena ny fikambananareo izay ho lany amin’ny   “prix de la RSE et mécénat” dia nihemotra ara-pomba ofisialy ny 15 oktobra 2021 […]

Hamaky ny tohiny
Prix D’Orange/ Lokan’ny Orange

Prix D’Orange/ Lokan’ny Orange

Nanjary ho faka tahaka, ny  Prix Orange de l’Entrepreneur Social eto Afrika sy any amin’ny faritra Afovoany Atsinanana  (POESAM) dia nihoatra ny 10 taona ary miditra amin’ny andiany faha 11. Isan-taona dia manome fankasitrahana ho […]

Hamaky ny tohiny
Plateforme d’Echange Public-Privé version 6.0 (PEPP 6.0 Digitale)- Electrification Rurale/ Sehatra fifanakalozana Fanjakana-tsy miankina, dika faha 6- Fampidirana herinaratra eny ambanivohitra

Ouverture de l’appel à projets 2021 du Fonds d’Appui à la Société Civile – PISCCA

Ouverture de l’appel à projets 2021 du Fonds d’Appui à la Société Civile – PISCCA

https://mg.ambafrance.org/Ouverture-de-l-appel-a-projets-2021-du-Fonds-d-Appui-a-la-Societe-Civile-PISCCA Fisokafan’ny fiantsoana tetikasa 2021 an’ny Famatsiam-bola ho Fanampiana ny Fiarahamonim-pirenena- PISCCA : « Fanamafisana ny andraikitry ny vondron’ny fiarahamonim-pirenena (OSC) amin’ny  fampivelarana ny zo sy ny sehatra ho an’ny vehivavy ao amin’ny fiaraha-monina malagasy […]

Hamaky ny tohiny
NEXTA

NEXTA

NextA dia sehatra iray tsy miankina isam-paritra izay miasa ho an’ny tanora sy ny mpandraharaha. Ny zava-kendreny dia ny hanamora ny fametrahana  tontolo fandraharahana malagasy miray hina sy miara-miasa hahafahan’ny orinasa tanora hivelatra. Teraka avy […]

Hamaky ny tohiny
Mission Economique et Commerciale/Iraka ara-toe-karena sy ara-barotra

Mission Economique et Commerciale/Iraka ara-toe-karena sy ara-barotra

Ny OIF dia mikarakara  iraka ara-toe-karena sy ara-barotra  ny   11 hatramin’ny 20 oktobra 2021, miaraka amin’ireo manampahefana avy ao Vietnam sy Cambodge, ary koa ireo mpiara-miombon’antoka sy ny mpikirakira teknika, misy dingana telo izany : […]

Hamaky ny tohiny
Miary

Miary

MIARY_ andiany 2_ Fandaharan’asa Fanampiana ny fandraharahan’ny tanora. Manana tetikasa ve ianao? Te hahazo famatsiam-bola ? 21 hatramin’ny 45 taona? Tafiditra ao amin’ny fandraharahana momba ny fambolena ve ny tetikasanao ? Ho anao indrindra ity! […]

Hamaky ny tohiny
Master Class Photographie : Comment maîtriser la prise de vue et l’esthétique?/Master Class Fakan-tsary : Ahoana no hifehezana ny fakana ny zoro sy ny fanatsarana ny endrika ivelany

Master Class Photographie : Comment maîtriser la prise de vue et l’esthétique?/Master Class Fakan-tsary : Ahoana no hifehezana ny fakana ny zoro sy ny fanatsarana ny endrika ivelany

Tonga ao amin’ny NextA ny 𝗠𝗮𝘀𝘁𝗲𝗿𝗰𝗹𝗮𝘀𝘀 amin’ny fandraharahana ary amin’ity volana oktobra ity izany  🥳 Ny asabotsy no fotoana amin’ireo matihanina sy  ny olon-tsotra mankafy sary ! Atrehina ny fiofanana.Tadidio ireto daty ireto : Ny […]

Hamaky ny tohiny
MASTER CLASS ENTREPRENEURIAT A TAMATAVE/ MASTER CLASS FANDRAHARAHANA AO TOAMASINA

MASTER CLASS ENTREPRENEURIAT A TAMATAVE/ MASTER CLASS FANDRAHARAHANA AO TOAMASINA

Manana hevitra amin’ny tetikasa na fanorenana orinasa ve ianao? Saingy tsy hainao oe aiza no hanombohana azy? Mpianatra koa ve ianao na mpianatry ny oniversite hanomana  Master 2 farafahamboniny? Ny fandaharan’asa  Fandraharahana ao amin’ny Sampandraharaha […]

Hamaky ny tohiny
LOJIQ

LOJIQ

Ny hetsiky ny tanora hiadiana amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro dia  natao ho an’ny tanora avy ao Québec sy ireo firenena miteny frantsay tena marefo amin’ny fiovan’ny toetr’andro izay kendren’ny hetsika, 18 hatramin’ny 35 taona. Manolotra tohana […]

Hamaky ny tohiny
𝗟𝗲𝘀 𝗱𝗲́𝗳𝗶𝘀 𝗱𝗲 𝗹’𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲𝗽𝗿𝗲𝗻𝗲𝘂𝗿𝗶𝗮𝘁/ Ireo fanambin’ny fandraharahana

𝗟𝗲𝘀 𝗱𝗲́𝗳𝗶𝘀 𝗱𝗲 𝗹’𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲𝗽𝗿𝗲𝗻𝗲𝘂𝗿𝗶𝗮𝘁/ Ireo fanambin’ny fandraharahana

Arahinao an-tambazotra serasera ny fotoana manaraka amin’ny tsingerim-potoanan’ny valan-dresaka  “𝗟𝗲𝘀 𝗝𝗲𝘂𝗱𝗶𝘀 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗙𝗿𝗮𝗻𝗰𝗼𝗽𝗵𝗼𝗻𝗶𝗲”. Grégoire Vigroux (𝑆𝑒𝑟𝑖𝑎𝑙 𝐸𝑛𝑡𝑟𝑒𝑝𝑟𝑒𝑛𝑒𝑢𝑟) & Dylan Delhommois (𝐶𝑜-𝑓𝑜𝑛𝑑𝑎𝑡𝑒𝑢𝑟 𝐶𝑟𝑦𝑝𝑡𝑜𝑏𝑗𝑒𝑐𝑡𝑖𝑓/𝐺𝑇𝑋𝑠𝑒𝑟𝑣) no hiresaka aminao momba ireo fanambin’ny fandraharahana

Hamaky ny tohiny
Le Stage en Entrepreneuriat /Fizarana asa momba ny fandraharahana volana Septambra :ny 20 hatramin’ny 24 Septambra 2021 ho an’ Antananarivo

Le Stage en Entrepreneuriat /Fizarana asa momba ny fandraharahana volana Septambra :ny 20 hatramin’ny 24 Septambra 2021 ho an’ Antananarivo

Tompoko, mitodika amin’ireo mpitondra tetikasa te hanao fanazarana momba ny teknika sy ny fomba famoronana hevitra. Hisy matihanina  amin’ny fanofanana avy amin’ny  Centre d’Excellence En ENTREpreneuriat hanoro hevitra anareo – Ho fanehoana ny tetikasanao ,  […]

Hamaky ny tohiny
LE PRIX DE L’ENTREPRENEUR AFRICAIN 2021/ NY LOKA HO AN’NY MPANDRAHARAHA AFRIKANINA 2021

LE PRIX DE L’ENTREPRENEUR AFRICAIN 2021/ NY LOKA HO AN’NY MPANDRAHARAHA AFRIKANINA 2021

Natomboky ny Africangels tamin’ny 2011, naverina tamin’ity taona ity indray ny Loka ho an’ny mpandraharaha afrikanina miaraka amin’ny fanamby vaovao.Mitondra ny lohahevitra fanavaozana amin’ny fandraharahana, hanome fankasitrahana ireo mpandraharaha mitondra  vokatra eto Afrika ity hetsika […]

Hamaky ny tohiny
Le 4ème concours international d’innovation durable de FAMAE/Fifaninanana iraisam-pirenena fahefatra momba ny  fanavaozana maharitra

Le 4ème concours international d’innovation durable de FAMAE/Fifaninanana iraisam-pirenena fahefatra momba ny fanavaozana maharitra

Ho azo amin’izany  : 100 000 €  ho an’ny tetikasa amin’ny firenena 6 miteny frantsay  eto Afrika  : Bénin, Cameroun, Côte d’Ivoire, Gabon, Sénégal, Madagasikara Iza no afaka mandray anjara ? ireo mpitondra fanavaozana tsy […]

Hamaky ny tohiny
La Foire Économique et Commerciale des 23 régions/ Tsenabe ara-toe-karena sy ara-barotry ny faritra 23

La Foire Économique et Commerciale des 23 régions/ Tsenabe ara-toe-karena sy ara-barotry ny faritra 23

Ny Tsenabe ara-toe-karena sy ara-barotry ny faritra 23 dia  hetsika ara-tsosialy sy ara-toe-karena lehibe indrindra eto Madagasikara izay hatao ny 25 hatramin’ny 28 novambra 2021. Ny tanjona kendrena amin’izany dia ny hanorina fifandraisana  amin’ireo mpandraharaha […]

Hamaky ny tohiny
Journée Portes Ouvertes organisée par la CCIA, le GFEM et la COMFWB/Varavarana misokatra karakarain’ny CCIA, ny GFEM ary ny COMFWB

Journée Portes Ouvertes organisée par la CCIA, le GFEM et la COMFWB/Varavarana misokatra karakarain’ny CCIA, ny GFEM ary ny COMFWB

Ry mpandraharaha vehivavy- Mahazoa famatsiam-bola handrisihana sy hampiroboroboana ny orinasanao. Ny CCIA  miaraka amin’ny  GFEM sy ny COMFWB  dia mikarakara varavarana misokatra  ny alarobia 22 septambra 2021 amin’ny 9 ora hatramin’ny 04 ora ao amin’ny […]

Hamaky ny tohiny
default

Jeudis de l’entrepreneuriat : alakamisin’ny mpandraharaha: ny dian’ny mpandresy

Hamaky ny tohiny
Groupe de la Banque africaine de développement : zaikabe faharoa momba ny fahafahana mandraharaha– andiany 2021

Groupe de la Banque africaine de développement : zaikabe faharoa momba ny fahafahana mandraharaha– andiany 2021

Ny fikambanan’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana, miaraka amin’ny departemantan’ny fanetsehana ny loharanom-bola sy ny fiaraha-miombon’antoka ao aminy, dia mikarakara ny zaikabe an-tserasera faharoa mikasika ny fahafahana mandraharaha ho an’ny taona 2021. Hizara roa andro […]

Hamaky ny tohiny
GLOBAL WATER PARTNERSHIP/FIARAHA-MIOMBON’ANTOKA MANERAN-TANY AMIN’NY SEHATRY NY RANO MANERAN-TANY

GLOBAL WATER PARTNERSHIP/FIARAHA-MIOMBON’ANTOKA MANERAN-TANY AMIN’NY SEHATRY NY RANO MANERAN-TANY

Fetra farany : Alakamisy, 19 aogositra, 2021 Fiantsoana ho an’ireo Matihanina tanora sy Mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny rano, angovo ary sakafo (WEF) mba hiditra amin’ny fiofanana  fanombohana momba ny fandraharahana  izay mampifandray sady mahaliana […]

Hamaky ny tohiny
GET.invest Finance Catalyst teny malagasy

GET.invest Finance Catalyst teny malagasy

Misokatra mandavan-taona ny fisoratana anarana ami’ny  GET.invest Finance Catalyst. Miverimberina isaky ny telo na efatra herinandro eo ny tombana atao amin’izany, ka aorian’izay ny mpandray anjara dia handray valiny . Ny tsingerim-potoana manaraka dia hifarana […]

Hamaky ny tohiny
Forum National des Entrepreneurs/Zaikabe nasionaly ho an’ny Mpandraharaha

Forum National des Entrepreneurs/Zaikabe nasionaly ho an’ny Mpandraharaha

Miarahaba arivariva indray oh Toy ny isan-taona dia tonga indray ity ny andiany fahatelo amin’ny #forum_national_des_entrepreneurs Fa amin’ity taona ity kosa dia ny 12 sy 13 Novambra 2021 no hanatanterahana izany aoMotel d’Antananarivo Anosy Ny […]

Hamaky ny tohiny
Forum Génération Egalité/Zaikabe Fitoviana ho an’ny Taranaka

Forum Génération Egalité/Zaikabe Fitoviana ho an’ny Taranaka

Ry mpiara-miombon’antoka, Ny komity mpikarakara, ny mpikambana ao amin’ny fivondronan’ny  Mpitarika vehivavy ao amin’ny hetsika eo anivon’ny Zaikabe Génération Egalité eto Madagasikara dia manainga anao  hanao famelabelaran-kevitra manodidina ny lohahevitra “Leadership transformatif”, izay atao ny […]

Hamaky ny tohiny
wpChatIcon