Rejoignez CEERE ! Si vous êtes un jeune diplômé, ou futur diplômé, vous avez le choix d’entreprendre, de créer votre propre société, d’établir vos propres règles. Samedi 13 Août 2022, de 13h à 15 heures […]
Entrepreneurshift : “Je ne cherche pas un travail, je le crée”Ry mpiara-miombona’antoka, Ny komity mpikarakara, ny mpikambana ao amin’ny firaisan-kinan’ny mpiaro ny rariny ara-toe-karena ao amin’ny hetsika satelitan’ny Zaikabe ho an’ny Fitovian’ny Taranaka eto Madagasikara dia faly manasa anareo hanao ny lohahevitra hoe” Fitoviana vehivavy-lehilahy, […]
Forum Génération Egalité/Zaikabe ho an’ny Fitovian’ny TaranakaRakitra fanampiana
Dingana voalohany amin’ny tontolon’ny fandraharahana? sa te handrafitra sy handamina kokoa ny dingana ho enti-mampandroso ny tetikasanao ianao ?
E-TOOLIA ao amin’ny “Rakitra fanampiana” dia hanome anao ireo fitaovana ilainao mba hampandroso kokoa, , amin’ny alalan’ny horonan-tsary, fanazarana, torolàlana ary antontan-kevitra.
Ireo fitaovana sy fepetra rehetra manan-danja no eo am-pelatananao manomboka izao !
Te-handalina ny fahaizanao momba ny fandraharahana ve ianao? Ho anao indrindra ny Master Class
E-TOOLIA amin’ny alàlan’ny rakitra “MASTER CLASS” dia manolotra loharanon-kevitra maro, novolavolaina miaraka amin’ireo mpiara-miasa matihanina ho fampivoarana ny fahaizana-manao anananao.
Mitsidiha ary mahazoa fahalalana amin’ireo fiofanana, torolalana azo ampiharina ary famelabelarana ataon’ireo matihanina, mandrakotra ny lohahevitra rehetra mifandraika amin’ny tontolon’ny fandraharahana.
Ny mpandraharaha mahomby dia ny mpandraharaha mahara-baovao!
E-TOOLIA ao amin’ny rakitra “Dingana” dia mizara aminao ny dingana samihafa arahina amin’ny fananganana orinasa, fananganana koperativa, fananganana fikambanana, fiarovana indostrialy, dingana amin’ny fanondranana ary dingana hafa.