Bannière page

Replacez vos projets et votre entreprise dans la relance

👉 Ho anareo eto Antsirabe 😀👋👋
👉 📌Ho anareo Porteurs de projets, na koa PME tojo fahasahiranana ka mila miketrika activité vaovao na koa mila manova activité 🧐🧐
Tongava ao amin’ny Stand ny #ONGMIORINASA ao amin’ny #vitrineduvakinankaratra fa misy Tolotra ho anareo ity !!
Ho henonao mandrintra ny famelabelaran-kevitra ao amin’ny Chambre de Commerce ny alakamisy 30 septembre ihany koa ny mombamomba izany 👍👍
📌 THEME: Replacez vos projets et votre entreprise dans la relance
Misorata anarana dieny izao 👍
Aza tara fa voafetra ny toerana, azonao antsoina mivantana ny 034 54 883 38 na ny 034 94 00 576 na koa 034 54 882 89 raha mila fanazavana fanampiny
Pejy Facebook : https://www.facebook.com/LaMaisonsdesEntrepreneurs 
wpChatIcon